|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manakotrana
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  kotrana
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny varavaranay rahalina
Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro aman' alina
Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika

Entrée (2/2)9  manakotràna
Partie du discours  10  impératif du verbe actif manakotrana [Liste complète]
Radical  11  kotrana
Explications en malgache  12  [1.1]
Explications en français  13  [1.3]

Anagrammes  14  anakotranam, manakotrana, manakotràna, namantarako, nanamatroka, nanamotraka

Mis à jour le 2025/08/10