Entrée manakosina (kosina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandoto: Aza manakosina ny akanjonao amin' ny vovoka
¶ Mampiaraka amin' ny olona tsy ampoka, fatritran' olona: Fadio ny manakosina ny zanakao amin' iny olona iny [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manakosina
nanakosina
hanakosina
manakosena

Mis à jour le 2010/05/14