| Entrée | 1 manakosina |
| Radical | 2 kosina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandoto: Aza manakosina ny akanjonao amin' ny vovoka.
5 Mampiaraka amin' ny olona tsy ampoka, fatritran' olona: Fadio ny manakosina ny zanakao amin' iny olona iny. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 10 ankamasino, 11 manakosina, 12 misonanaka |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|