| Entrée | 1 manako |
| Radical | 2 ako |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manome ako: Manako itỳ trano itỳ izany.
[1.1] 5 misy tamberim-peo. [1.13] |
| Explications en anglais |
6 imp. and Rel. not used. To reverberate, to resound; to throw back an echo..
[1.2] |
| Explications en français |
7 faire écho.
[1.3] 8 résonner. [1.13] |
| Exemples |
9 Fanampin' izany, manako aoka izany ilay trano.
[2.4#]
10 Ary hoy Ranakombe : " Ihia lahy izao manako maha-may ahy izao! [2.69#] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 14 ankoma, 15 Kamòna, 16 komana, 17 manako, 18 mankao, 19 manoka, mañoka, manokà, 20 mokàna |
| Mis à jour le 2025/11/10 |
|