Entrée manakiraviravy (kiraviravy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mampihantona zavatra ka mampirazorazo azy tsy hitehika amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manakiraviravy
nanakiraviravy
hanakiraviravy
manakiraviraveza

2010/05/14