Entrée (1/2) | 1 manakambana |
Radical | 2 kambana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manambatra: Manakamban-tanana 5 Mampiray: Andriamanitra no nanakambana voalohany ny lehilahy sy ny vehivavy ho mpivady [1.1] |
Explications en anglais |
6 to join together, to unite [1.7] |
Explications en français |
7 réunir, joindre, ajuster, unir, mettre ensemble, réconcilier; renouer une alliance [1.3] 8 joindre, unir [1.8] |
Exemples |
9 Miharihary fa raha ny hamorona voan-teny tokana, toy ny hoe trano, maso, vay, saina, dia efa sarotra: ny manakambana no azo atao. [2.285#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 14 manakambàna |
Radical | 15 kambana |
Partie du discours | 16 impératif du verbe actif manakambana [Liste complète] |
Anagrammes | 17 anakambanam, manakambàna, manakambana |
Mis à jour le 2023/01/20 |