Entrée | 1 manakalo |
Radical | 2 takalo |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manolo: Manakalo fanaka Manolo ho vola madinika: Avy nanakalo roanjato tany amin' ny mpivarotra aho |
Explications en anglais |
5 [1.7] to exchange, to barter |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] échanger, troquer |
Exemples |
7 Izay mila sira, ohatra, manakalo izany amin'ny tantely na vary. [2.117#] 8 Fanao koa ny manakalo andevo amina lamba soga, toaka, basy sy bala sns. [2.508#] 9 Taloha tsy misy tsena, fa izay nitady ny zavatra tsy ananany dia mitety tanàoa manakalo amin' izay manana. [1.437#] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 14 manatakalo |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot manakalo |
Anagrammes | 16 lamokana, malokaña, manakalo, manaloka, manôlaka, manolaka, nalamako, nalamoka, namalako, namolaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |