Entrée manakaiky (akaiky)
Partie du discours verbe actif ou adjectif
Explications en malgache Manatona eo anila: Aza manakaiky ny afo sao may
Manatona (arapotoana): Efa manakaiky ny iohataona
Mandroso mankamin' ny toerana iray: Loza fa efa manakaiky, hono, ny fahavalo
Manahatahaka: Manakaikikaiky kokoa ny mena noho ny fotsy ny mavokely
Tsy lavitra: Manakaiky ny sekoly ny tranonay [1.1]
Explications en anglais To draw near to, to approach. [1.2, 1.7]
Explications en français S'approcher de; approcher [1.8]
Exemples Somary nanakaiky arabe ny lalany. [2.472]
Morphologie 
Présent : manakaiky
Passé : nanakaiky
Futur : hanakaiky
Impératif : manakaikeza
Autres orthographes 

Exemples Somary nanakaiky arabe ny lalany. [2.472]
Morphologie 
Présent : manakaiky
Passé : nanakaiky
Futur : hanakaiky
Impératif : manakaikeza
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/04/09