Entrée manajary (hajary)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Bara] manamboatra
¶ mamela, mametraka [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] mamboatra [Rakotosaona 1972]
   manamboatra, manasoa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to arrange, to promote. [Richardson 1885]
Définition malgache   manamboatra ny simba
¶ mampirina
¶ manatsara [SLP: Voambolana]
Définition française   réparer
¶ ranger
¶ aménager [SLP: Voambolana]
Morphologie  
manajary
nanajary
hanajary
manajaria
Citations  

Entrée manajary (hajary)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mamitrana fihavanana
¶ Manaja: Havana manajary havana [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manajary
nanajary
hanajary
manajaria

Entrée mañajary (hajary)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   manisy ody, manao ody, manafana amin'ny ody [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2012/08/11