|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manajanona
Radical  2  janona
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afovoan-dalana izy ka voasazy
5  Mampiato, tsy mamela hanohy: Tonga ny mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Synonymes  10  manjanona

Entrée (2/2)11  manajanòna
Radical  12  janona
Partie du discours  13  impératif du verbe actif manajanona [Liste complète]
Explications en malgache  14  [1.1]
Explications en français  15  [1.3]

Anagrammes  16  anajanonam, ananjanoam, manajanòna, manajanona, mananjanoa, namanjanao

Mis à jour le 2023/01/20