Entrée manaivoka (aivoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Fampiasan' ny Betsileo ary mitovy hevitra amin' ny Manamaivoka: Mitoto vary voalohany, izany hoe mahatonga azy ho maivoka afaka ampombo mahery: Mbola manaivoka ny kilon-gampela [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manaivoka
nanaivoka
hanaivoka

Mis à jour le 2020/07/31