Entrée manaitra (traitra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mamoha amin' ny torimaso: Tsy nisy nanaitra ahy ka dia diso fidirana terỳ aho
Mampitahotra tampoka, mampivadi-po: Nanaitra ahy ny fahitako ilay olona niditra tampoka tao an-trano
Manatabataba tampoka ka mahatonga handositra: Iza no nanaitra ilay vorona nitsindrotsindroka teto
Mahagaga: Manaitra ahy izany vaovao lazainao izany [1.1]
Explications en anglais To startle, to excite [1.7]
Explications en français Surprendre; alarmer; éveiller [1.8]
Exemples 
1Ny manofa lamba olona, fa manaitra. [1.437]
2Manaitra am-boalohany fotsiny fa mora miofo. [2.643]
Morphologie 
Présent : manaitra
Passé : nanaitra
Futur : hanaitra
Impératif : manaira
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20