Entrée manaingoka (tsaingoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitomboka amin' ny vava: Manaingoka voantseva ny boloky
Mifaoka amin-kakingana, mandrapaka: Nisy nanaingoka ilay anjara mofomamin-janako [1.1]
Morphologie 
Présent : manaingoka
Passé : nanaingoka
Futur : hanaingoka
Impératif : manaingoha
Synonymes mitsaingoka
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20