| Entrée (1/2) | 1 manainga |
| Radical | 2ainga |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4Manala ny zavatra amin' ny toerana ambany misy azy ka manondrotra azy, mibata: Tsy afaka manainga ny tongony akory io marary io ~ Afaka manainga ity vato ity ve ise?.
5Mamporisika, mitaona: Manainga ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy mba hifankatia sy hiasa. 6Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Tsy afaka hanainga amin' ny efatra maraina isika fa mbola misy hamboarina ny fiarakodia. [1.1] |
| Explications en anglais |
7to lift up, to elevate, to raise up; to send forward on a journey; to fetch to a feast or meeting; to ask a person to rise..
[1.2] |
| Exemples |
8 Fa ny Fiangonana kosa, izy manainga anao hitory azy.
[1.369#]
9 Ilaikely io hoy ny olona misy zavatra manainga azy mihitsy. [2.606#] 10 laraha-mahalala koa fa ny fony indrindra no manainga ny Malagasy. [2.298#] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 155 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 17 manaingà |
| Radical | 18ainga |
| Partie du discours | 19 impératif du verbe actif manainga [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Explications en français |
[1.3] |
| Anagrammes | 20 maingaña, 21 manaingà, manainga, 22 manangia, 23 mangaina, mangaiña, 24 miangana |
| Mis à jour le 2025/11/06 |
|