|
|
|
|

Entrée (1/4)1 manaha
Radical  2haha
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 mamaha, manala fatotra, miempo [Tanosy] [1.78]
5 Mamaha: Vao tonga rainy dia nanaha ny entany ireo zanany
Manala amin' ny fatorana: Ise no hanaha ny ondry rahampitso maraina
Manasaratsaraka: Manaha kofehy
Manafaka, mamotsotra: Mbola tsy nanaha mpigadra ny Filohan' ny Nosy
Mandrava: Manaha famantaranandro [1.1]
Explications en anglais  6 to untie, to unloose. [1.2]
Explications en français  7 délier, dénouer, détacher, dévisser, démonter, mettre en liberté [1.3]
Exemples  8 koa izay mamoifo no manaha [2.857#]
Morphologie 
9 Présent :
10 Passé :
11 Futur :
12 Impératif :

Entrée (2/4)13 manaha
Radical  14taha
Partie du discours  15 verbe actif
Explications en malgache  16 Manome zavatra hatao taha na onitra [1.1]
Morphologie 
17 Présent :
18 Passé :
19 Futur :
20 Impératif :

Entrée (3/4)21 manahà
Radical  22haha
Partie du discours  23 impératif du verbe actif manaha [Liste complète]

Entrée (4/4)24 manahà
Radical  25taha
Partie du discours  26 impératif du verbe actif manaha [Liste complète]

Anagrammes  27 hamaña, hamana, Hamana, 28 mahana, 29 manahà, manaha, 30 Nahama

Mis à jour le 2025/11/03