Entrée manafohy (fohy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao izay hahafohy: Iza indray no nanafohy ity akanjonao, Ramasaka, hoy ny vadiny taminy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to shorten [Hallanger 1973]
Définition française raccourcir [Hallanger 1974]
Morphologie 
manafohy
nanafohy
hanafohy
manafoheza
Citations 

Mis à jour le 2011/10/30