Entrée | 1 manadio |
Radical | 2 dio |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manala loto: Manadio tanàna 5 Manala pentina: Manadio ny fanahy ny sakramenta sasany [1.1] |
Explications en anglais |
6 same as mandio and more frequently used [1.2] |
Explications en français |
7 nettoyer; purifier [1.13] |
Exemples |
8 aoly ny manadio ny lobolobo. [2.442#] 9 Misy asidra ireo raviny ka tena manadio. [2.356#] 10 ary asaina manadio ny làlana na ny tokotanin' olona izay nolotoiny. [1.123#] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 15 mandio |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/09/08 |