| Entrée | 1 manadio |
| Radical | 2 dio |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manala loto: Manadio tanàna.
5 Manala pentina: Manadio ny fanahy ny sakramenta sasany. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 same as mandio and more frequently used.
[1.2] |
| Explications en français |
7 nettoyer; purifier.
[1.13] |
| Exemples |
8 aoly ny manadio ny lobolobo.
[2.442#]
9 Misy asidra ireo raviny ka tena manadio. [2.356#] 10 ary asaina manadio ny làlana na ny tokotanin' olona izay nolotoiny. [1.123#] |
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 15 mandio |
| Tous les mots composés | 16 manadio tena |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|