|
|
|
|

Entrée1  manadino
Radical  2  hadino
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Tsy mahatsiaro: Rehefa faly, mora ny manadino ny lasa [1.1]
Explications en anglais  5  to forget [1.2, 1.7]
6  to neglect [1.2]
Explications en français  7  oublier [1.3#202, 1.8]
8  ne pas se souvenir, pardonner [1.3#202]
Exemples  9  Ny ankizy ankehitriny koa tsy manadino. [1.369#]
10  Toroy izy raha manadino, anaro raha miha-fahafa. [2.245#]
11  Tia havana nefa saro-manadino ny ratsy hatao azy na dia tsy manao am-po aza. [1.381#]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot manadino

Anagrammes  19  amandino, andamino, andomany, anodinam, anominda, iondanam, manadino, mandaoñy, manindao, manodina, mañodina, manodìna, manondia, miondàna, miondana, namodian, nanodiam, nodainam

Mis à jour le 2023/08/11