Entrée manadino (hadino)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Tsy mahatsiaro: Rehefa faly, mora ny manadino ny lasa [1.1]
Explications en anglais To forget [1.2, 1.7]
 To neglect [1.2]
Explications en français Oublier [1.3, 1.8]
 Ne pas se souvenir, pardonner [1.3]
Exemples 
1Ny ankizy ankehitriny koa tsy manadino. [1.369]
2Toroy izy raha manadino, anaro raha miha-fahafa. [2.245]
3Tia havana nefa saro-manadino ny ratsy hatao azy na dia tsy manao am-po aza. [1.381]
Morphologie 
Présent : manadino
Passé : nanadino
Futur : hanadino
Impératif : manadinoa, manadinova
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11