Entrée (1/2) | 1 manadidy |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 adidy |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manome tsiny, maniny: Tsy afaka hanadidy ahy ianao satria tsy nahalala velively izany aho 5 [1.78] [mañadidy] manome tsiny [Sihanaka] |
Explications en anglais |
6 [1.2] To blame, to censure, to criminate, to attach the blame arising from responsibility. In the provinces ady is used for adidy. |
Explications en français |
7 [1.3] Blâmer, censurer: Aza manadidy olona foana (Ne blâmez pas les gens sans motif) |
Exemples |
8 [2.69#] ary nony manasa an-dRakotofotsy aho, manadidy Rakotomainty.
9 [2.639#] Fetsy ny olombelona ka manadidy ny tononandro sy ny razana kanefa izy indrindra no tena tompon'antoka. |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (2/2) | 15 mañadidy |
Partie du discours | 16 verbe actif |
Explications en malgache |
17 [1.78] misakana, mandrara [Taisaka]
|
Morphologie |
|
Anagrammes | 22 dadimina, 23 manadidy, mañadidy, 24 mandidia |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |