Entrée manabontsina (bontsina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampizihitra, manao izay hahafeno rivotra: Manabontsina kodiaram-bisikilety
Mamporisika hanao asa iray, mitarika, mitaona, mamoky: Tsy misy afatsy Rakoto no nanabontsina ny mpianatra himenomenona [1.1]
Morphologie 
Présent : manabontsina
Passé : nanabontsina
Futur : hanabontsina

Mis à jour le 2023/01/05