|
|
|
|

Entrée1  manabodika
Radical  2  bodika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mampisafotofoto, manodinkodina zavatra amin' ny teny atao ka tsy fantatra mazava izay lazaina: Loza ny hafetseny nanabodika ny hevitra fanony nivoaka avy eo, tsy nisy na iray aza nahatsiaro fa voafitaka
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9  manabodika, miandaboka

Mis à jour le 2023/01/20