|
|
|
|

Entrée 1  mampivadika
Radical  2 vadika
Partie du discours  3  verbe actif
Exemples  4  ilay nampivadika atidoha zatozato [2.285#296]
5  Indraindray manao fihetsehana izy ka mampivadika ny masony ho fotsy dia fotsy [2.470]
6  Kanefa azo inoana fa ho avy ny andro izay hampivadika io fanao io, ka hanaraka ny fomban' ny Vazaha, izany hoe, ny vehivavy no hanome vola toy ny Vodiondry (dot) ho an' ny lehilahy [2.346##54]
Combinaisons  7  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot mampivadika

Mis à jour le 2026/04/20