|
|
|
|

Entrée1 mampitamby
Radical  2tamby
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Mampanantena zavatra nefa tsy manome: Aza mampitamby anay amin' izay vola fa manana izahay
Miseho ho tsy ta hanao na hanome zavatra raha angatahina fa toa manantena zavatra vao hanome: Loza koa Rabe iny: mampitamby izy na dia hanome aza [1.1]
Morphologie 
5 Présent :
6 Passé :
7 Futur :
Proverbes  8 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02