Entrée mampisosa (sosa)
Partie du discours verbe actif
Exemples Tovolahy mpanarato, tomady sady tsanganana, misikina landy ranomby hampiseho ny tenany nofosana sy milantolanto, no nampisosa ny lakany nanara-tsisina sady nisarika tsindraindray ny haratony avy ao anaty rano [2.5]
Morphologie 
Présent : mampisosa, mampisosan', mampisosan-, mampisosam-
Passé : nampisosa, nampisosan', nampisosan-, nampisosam-
Futur : hampisosa, hampisosan', hampisosan-, hampisosam-

Mis à jour le 2023/01/20