| Entrée | 1 mampisongadina |
| Partie du discours | 2 verbe actif |
| Radical | 3 songadina |
| Morphologie |
|
| Explications en français |
7 [1.13] mettre en relief, ou en exergue; concrétiser |
| Exemples |
8 [2.445#] izany ny rafitra mampisongadina ny vahoaka entina sy ny mpitondra. 9 [2.606#] manoritra dia manamarika no heviny, mampisongadina mazava, maneho eo anatrehan' ny be sy ny maro. 10 [4.27#] Mampisongadina tsara an'izany toe-tsaina izany ny fandrarana ny fahitalavitra Viva tsy handefa fandaharana, taorian'ny fandrarana tena tsy amin'antony koa radio na fandaharana amina radio maro tato anatin'ny taona faramparany. |
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|