|
|
|
|

Entrée1  mampisaina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  saina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Tous les mots composés 
Exemples  8  [2.298#] Tahaka ny kilalao, satria tsy mifototra amin'ny tena zavatra: nefa ahitany hevitra tsy nampoizina, ka mampisaina tampoka an'izay mihaino.
9  [2.356#] Tsy fiasana ampitana na andraisana fahalalana fotsiny izy, fa fitaovana entina misaina sy mampisaina, entina mieritre-ritra sy mampieritreritra.

Anagrammes  10  mampisaina, nampiasaim

Mis à jour le 2025/08/10