Entrée mampiredareda (redareda)
Partie du discours verbe actif
Exemples Saingy izany fitiavana izany nifangaro zavatra hafa taty aoriana, zavatra hafa tsy nisy ratsy anefa na izany aza : tokony ho nampitombo, nampiredareda azy izany fangarony izany. [2.4]
Morphologie 
Présent : mampiredareda, mampiredaredan', mampiredaredan-, mampiredaredam-
Passé : nampiredareda, nampiredaredan', nampiredaredan-, nampiredaredam-
Futur : hampiredareda, hampiredaredan', hampiredaredan-, hampiredaredam-

Mis à jour le 2020/07/31