| Entrée | 1 mampinono | 
| Radical | 2 nono | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en anglais | 4   to suckle a child [1.7] | 
| Explications en français | 5   donner le sein à un enfant [1.8] | 
| Exemples | 6   tapitrisa taona dia niely eran' ny vazan-tany ireo biby ireo, ary niseho kosa ny biby mampinono.
[2.285#] 7 Sahy mampinono eny imasom-bahoaka ny vehivavy Malagasy, nefa fony tovovavy, lamba tsy maharakotra ny [2.5#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 11 biby mampinono | 
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |