|
|
|
|

Entrée1  mampihomehy
Radical  2  homehy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en anglais  5  [1.7] to cause laughter; laughable
6  [1.17] ridiculous
Explications en français  7  [1.3]
8  [1.8] faire rire; risible, drôle, humoristique
9  [1.9] ridicule
10  [1.66.fr#601] marrant: Tantara mampihomehy (Histoire marrante)
Exemples  11  Inona no mavesa-danja eto : ny mahatsikaiky sa ny mampihomehy? [2.285#]
12  Tapaka mampihomehy mampatahotra fa rambony kely sisa mihantona eo. [2.895#]
13  Tadidiko ilay fiteny tsy mendrika no mampihomehy androahan' ny Sinoa ny ankizy izay miditra ao aminy anefa toa tsy hividy. [2.356#]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
Analogues  17  mahatsikaiky, mampivadika aty, manapa-tsinay, mampitokelaka, hatsikana, katsikana

Mis à jour le 2023/12/16