Entrée (1/2) | 1 mampifilafila |
Radical | 2 filafila |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampifilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra [1.1] |
Explications en français |
5 promettre et se dédire [1.5] |
Exemples |
6 Nahoana no omaly mampitamby sy mampifilafila, ka anio ihany dia mifona sy milela-paladia? [1.282#] 7 Ka dia ny mihenjana amin' avona no lalàm-pitondrantena mety, hoy ny sasany, tsy mihontsona amin' izay satan' ny tany mampifilafila, miandry izay hitranga na inona na inona toa ny " vatolampy ampy handihizan' ny varatra. [2.296#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 12 mampifilafilà |
Radical | 13 filafila |
Partie du discours | 14 impératif du verbe actif mampifilafila |
Tableaux et planches |
15 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 16 mampifilafila, mampifilafilà, mampifilafila, mampifilafilà |
Mis à jour le 2023/01/20 |