Entrée | 1 mampifandray |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 ray |
Morphologie |
|
Exemples |
7 [2.270] Tari-barahina lava mampifandray tanàna roa. 8 [2.117] mampifandray ny olona sarahin' ny elanelan-tany ny asan' ny paositra. 9 [4.27] ankoatra izany, tsy misy rafitra mipetraka mampifandray ny tolotra asa sy ny fangatahana asa. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |