Entrée mampifanatrika (atrika)
Partie du discours verbe actif
Définition française  [Abinal 1888]
Exemples Tsorina anefa fa ny isan' ny mpikambana ao amin' ireo filankevi-paritra, mpikambana 5 hatramin' ny 14, vitsy dia vitsy izany, dia tsy ahafahana mampifanatrika hevitra maro arahina fifidianana. [SeFaFi ]
Morphologie 
mampifanatrika
mampifanatrik'
mampifanatri-
nampifanatrika
nampifanatrik'
nampifanatri-
hampifanatrika
hampifanatrik'
hampifanatri-

2015/10/28