Entrée mampanjanaka (zanaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mampisam-bola misy zanany; manao petra-bola misy zanany: Nampanjanaka vola telo arivo tamin' io taozava-pirenena io aho [Rajemisa 1985]
Définition française Prêter à intérêt, placer à intérêt: Nampanjanaka ariary arivo tamin’ ny banky aho (J’ai placé mille piastres à intérêt à la banque) [Abinal 1888]
Morphologie 
mampanjanaka
nampanjanaka
hampanjanaka
mampanjanaha

2015/03/22