| Entrée | 1 mamototra |
| Radical | 2 fototra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandray na maka eo akaikin' ny fototra: Tsy nahay namototra tsara ireo zanakazo nafindrany izy ka be no tapaka.
5 Mandinika tsara, manadihady, mamakafaka: Efa namototra ny amin' ilay vonoana olona teo Behoririka ny fanjakana ka dia miandry isika. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to take root; to investigate thoroughly; to grasp..
[1.2] |
| Explications en français |
7 saisir près de la racine, près de la base, examiner à fond, jusqu'au principe.
[1.3#190] |
| Exemples |
8 Tsy izany no hevitro, fa tsy hahita na inona na inona raha izy no mamototra.
[2.324#]
9 Raha manontany ianao ka mamototra, dia izao no azoko lazaina aminao: marina fa mitana sampy aho; [2.588#] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|