Entrée mamoraka (voraka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamaha: Mamoraka tady
¶ Mamoaka avy ao anaty zavatra: Mamoraka ny tao am-bata
¶ Mampiseho izay ao anaty: Mamoraka ny ao am-po [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mamoraka
namoraka
hamoraka
mamoraha

Entrée mamoraka (voraka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Sihanaka] mandainga [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2020/07/31