Entrée mamono hira (vono, hira)
Partie du discours locution
Définition malgache tsy manaraka ny tena hira fa mampidina ambany na mampakatra avo, ary dia simba ny hasoan' ny hira fa tsy aralia ny tena izy [Rajemisa 1985]
Définition française faire détonner, faire baisser la voix [Abinal 1888]

Mis à jour le 2012/06/20