|
|
|
|

Entrée1  mamono hira
Mots élémentaires  2 mamono, 3 hira
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 tsy manaraka ny tena hira fa mampidina ambany na mampakatra avo, ary dia simba ny hasoan' ny hira fa tsy aralia ny tena izy [1.1]
Explications en français  6 faire détonner, faire baisser la voix [1.3]

Mis à jour le 2025/09/12