Entrée mamongatra (fongatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihady, mandoatra: Mamongatra harembe avy ao anaty tany ny mpihady volamena
Mamohafoha: Tsy misy tsy misento raha mamongatra ny lasa [1.1]
Explications en français Sortir, extraire, fouiller, déterrer, produire au jour ; faire revivre, exhiber, manifester, révéler [1.3]
Exemples Mahafinaritra ny mihaino tantara, fa hoatra ny mamongatra vola milevina. [1.437]
Morphologie 
Présent : mamongatra
Passé : namongatra
Futur : hamongatra
Impératif : mamongàra
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2024/04/01