Entrée | 1 mamongatra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mihady, mandoatra: Mamongatra harembe avy ao anaty tany ny mpihady volamena Mamohafoha: Tsy misy tsy misento raha mamongatra ny lasa |
Explications en français |
4 [1.3#184] Sortir, extraire, fouiller, déterrer, produire au jour ; faire revivre, exhiber, manifester, révéler |
Exemples |
5 [1.437#] Mahafinaritra ny mihaino tantara, fa hoatra ny mamongatra vola milevina. |
Radical | 6 fongatra |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 11 manamongatra |
Anagrammes | 12 mamangotra, mamongatra |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |