Entrée mamongadia > mamongady (vongady)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mividy mitambatra
Manavosa, manao antontany [1.1]
Explications en anglais To sell at wholesale [1.7]
Explications en français Entasser, acheter en bloc [1.3]
 Vendre en gros [1.8]
Exemples Tsy mba mivarotra any an-tsena anefa Ratelo, fa ny mpandafy no tonga eo isan-kerinandro mamongady ny vokatra rehetra, ka mitondra azy amin' ny sarety. [2.332]
Vocabulaire 
Morphologie 
Présent : mamongady
Passé : namongady
Futur : hamongady
Impératif : mamongadia