Entrée | 1 mamoly |
Radical | 2 foly |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manao ho kofehy: Efa ela no nahay namoly landy sy landihazo ny Malagasy [1.1] |
Explications en anglais |
5 to spin thread [1.7] |
Explications en français |
6 filer [1.8, 1.5] |
Exemples |
7 Misy efa mahay mamoly madinika sy mahitsy tsara, ka ny lamba rita amin' izany lafo ariary telo na ariary efatra. [1.437#] |
Morphologie |
|
Analogues | 12 1.1=manasina=manady=manira |
Mis à jour le 2023/01/20 |