|
|
|
|

Entrée1  mamoly
Radical  2 foly
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manao ho kofehy: Efa ela no nahay namoly landy sy landihazo ny Malagasy. [1.1]
Explications en anglais  5 to spin thread. [1.7]
Explications en français  6 filer. [1.8, 1.5]
Exemples  7  Misy efa mahay mamoly madinika sy mahitsy tsara, ka ny lamba rita amin' izany lafo ariary telo na ariary efatra. [1.437#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Analogues  12  manady, 13  manasina, 14  manira

Anagrammes  15 Lô-Ammì, 16 mamilo, 17 mamoly, 18 milamo, 19 miloma, 20 mimalo

Mis à jour le 2025/10/31