|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamody
Radical  2  vody
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Misy vodiny: Mbola tsy mamody ireto mangahazo ireto [1.1]
Explications en anglais  5  to return the thing bought. [1.2]
Explications en français  6  produire des bulbes, des tubercules [1.3]
Exemples  7  ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana. [1.381#]
8  Inona ary izany : Ririnina tsy mamody, fahavaratra tsy mandravina? [2.69#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :

Entrée (2/2)13  mamody
Partie du discours  14  verbe actif
Explications en malgache  15  manakatona [Tambahoaka] [1.78]

Mis à jour le 2023/01/20