Entrée mamoaha > mamoaka (voaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampiala ny trano: Mamoaka ny ankizy haka rivotra ny mpampianatra
Milaza am-pahibemaso: Efa namoaka didy mihitsy ny fanjakana momba izany
Mamosaka, mampiseho: Aoka ianao hamoaka mazava ny hevitrao eto anoloanay
Mampiseho voalohany ho hitan' ny olona: Vao namoaka gazety indray izao Randria
Manome: Mamoaka feo tsara sy mahafinaritra io orga vao novidinay io
Enti-milaza ny ray aman-dreny izay mandefa ny zanany hanambady, amin' ny fotoanan' ny fampakarana: Hamoaka zazavavy Rakoto mivady rahampitso Asabotsy [1.1]
 Manaparitaka, mizara, mampiely [1.13]
Explications en français Diffuser [1.13]
Morphologie 
Présent : mamoaka
Passé : namoaka
Futur : hamoaka
Impératif : mamoàha
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes