Entrée (1/2) | 1 mamisavisa |
Radical | 2 visavisa |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mitanisanisa, milaza tsirairay: Namisavisa ny fahoriany teo izy ka nalahelo azy erỳ aho 5 Milazalaza hatramin' izay antsipiria ny madinika: Mamisavisa ny toetran' ny voninkazo 6 Mamohafoha (ny lasa) sady mitalaholaho: Namisavisa ny lasa teo am-pijerena ny masoandro milentika izy [1.1] |
Explications en anglais |
7 to describe minutely, to enumerate [1.7] |
Explications en français |
8 décrire en détail; énumérer [1.8] |
Exemples |
9 mamisavisa ny ratsy hihavian' ny soa. [2.285#] 10 Ka hany heriko dia ny mamisavisa an-dry zareo tranainy na dia tsy mba be zava-tsoa sy mahazendana toy ny antsika ankehitriny aza ny toetrany. [1.437#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 15 mamisavisà |
Radical | 16 visavisa |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif mamisavisa [Liste complète] |
Anagrammes | 18 amisavisam, mamisavisa, mamisavisà |
Mis à jour le 2023/01/05 |