Entrée mamiravira (viravira)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mikitakita, mikitakitaka, manao ratsy fitondra: Tsy tokony hamiravira ny kamboty mihitsy ianao
¶ Mandrairay befahatany, mamozafoza: Tsy manandraharaha afa-tsy ny mamiravira taratasy fotsiny izy
¶ Mandrirodrirotra, misaritsarika: Nahatsiravinany nahita ireo andian' alika namiravira ilay sakanay [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to tear, to rend [Hallanger 1973]
Explications en français tirailler et déchirer, maltraiter; dévorer [Hallanger 1974]
Morphologie 
mamiravira
namiravira
hamiravira
mamiravirà

Entrée mamiravirà (viravira)
Partie du discours impératif du verbe actif mamiravira [liste complète]

Mis à jour le 2020/07/31