Entrée (1/2) | 1 mamiratra |
Radical | 2 firatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mangirangirana, manjelanjelatra: Mahita zavatra mamirapiratra ao anaty vovoka aho [1.1] |
Explications en anglais |
5 To shine, to give light. [1.2] |
Exemples |
6 Fa tomaratara toa rahon-kariva, ' Zay bita mamiratra sady mazava. [1.437#] 7 Matanjaka tsara ny tenany, ny tarehiny mamiratra amim-pahasalamana. [1.353#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 mamiratra |
Radical | 12 firatra |
Partie du discours | 13 adjectif |
Explications en malgache |
14 Mazava manjopiaka: Fahazavana mamirapiratra [1.1] |
Explications en anglais |
15 to be luminous. [1.2] |
Anagrammes | 16 mamaritra, mamiratra, miramatra |
Mis à jour le 2022/09/06 |