Entrée |
mamingana
(fingana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandavo amin' ny tongotra.: Iza no namingana an-dRabe ianareo Manao ankasomparana: Ny sakaizany ihany no namingana azy [1.1]
|
Explications en anglais | To trip up, to supplant. [1.2]
|
Exemples | Ny fitiavana mantsy tsy miraharaha izay mamingana, mampikatso, manakana ny tena izy.
[1.369]
|
Morphologie |
Présent : |
mamingana |
Passé : |
namingana |
Futur : |
hamingana |
Impératif : |
mamingàna |
|
Proverbes |
|
Entrée |
mamingàna
(fingana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mamingana
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|